Sport

Arizaka Rabekoto Raoul filohan’ny FMF Nihaona tamin’ny filohan’ny FFF tany Frantsa


  • Alarobia 30 Oktobra 2019

Any Paris renivohitr’i Frantsa ankehitriny Atoa Rabekoto Arizaka Raoul filohan’ny FMF « Fédération Malagasy de Football » ankehitriny.

 

 

Nihaona tamin’Atoa Noël Le Graet filohan’ny FFF « Fédération Française de Football » tao boriborintany Paris XVè izy omaly talata 29 oktobra 2019. Fifampiresahana  amin’izay fiaraha-miasa azo hatao eo amin’ny federasiona roa tonta no niompanan’ny dinika tamin’izany.

Ntsoavina Evariste

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT