Sport

Basikety Iraisam-pirenena Fifaninanana telo sosona no horaisin’i Madagasikara


  • Alarobia 30 Oktobra 2019

Lalao iraisam-pirenena telo (3) sosona be izao no harahintsika etsy amin’ny lapan’ny fanatanjahantena Mahamasina manomboka anio alarobia 30 oktobra ka tsy hifarana raha tsy ny 3 novambra.

 

 

 Ao ny fifaninanana  ROAD TO BAL hiarahana amin’ny NBA, ny CCCOI Basketball Feminine  ary ny andiany faha-2 amin’ny “EDITION CHALLENGE ZONE 7 BASKET 3X3”. Tontosa omaly talata takariva tetsy amin’ny lapan’ny fanatanjahantena Mahamasina ny dinika teknikan’ireo fifaninanana ireo.

Ntsoavina Evariste

 



Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT