Sport

Baolina kitra D-1 Analamanga sy ny Pro League Hifanindran-dalana etsy Mahamasina anio


  • Alarobia 04 Desambra 2019

Hifanindran-dalana indray anio, etsy amin’ny kianjan’i Mahamasina, ny lalao baolina kitra fiadiana ny ho tompondakan’ny ligue 1

 

 

 

Analamanga miisa 2 : 09:00-St Michel # Jet Mada, 11:00-Asct # Net Foot sy ny fifaninanana Pro League andro faha-7 : 14:30-Ajesai Bongolava # Fosa Juniors Boeny.

Marihina fa hitohy amin’ny sabotsy 7 sy alahady 8 etsy Mahamasina sy eny Vontovorona ary any BarikadimyToamasina sy any Ampasambazaha Fianarantsoa io andro faha-7 amin’ny Pro League io.

 

Ntsoavina Evariste

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT