Sport

Fihodinana am-bisikileta an’i Madagasikara Norombahin-dRakotoarivony Mazoni ny fandresena


  • Alatsinainy 16 Desambra 2019

Lasan’ilay teratany Frantsay Clément Simoni omaly alahady 15 desambra ny dingana faha-8 farany nihodinana ny farihin'Anosy

 

 

 

Antananarivo nirefy 90 km teo amin’ny fifaninanana iraisam-pirenena fihodinana am-bisikileta 2019 an’i Madagasikara na ny TCIM 2019 “Tour Cycliste International de Madagascar”. Ilay Malagasy avy ao amin’ny ekipam-pirenena A, Mazoni Rakotoarivony kosa no nibara ny fandresena tamin’ny ankapobeny. Tsetsatsetsa tsy aritra no ilazana fa toa ampidirina resaka politika indray ankehitriny eo amin’ny sehatry ny fanatanjahantena Malagasy. Voailikilika tetsy Anosy noho ny firehana politika amin’ny fanohanana ny filoha Ravalomanana mantsy, omaly, ny mpanao gazetin’ny Tia Tanindrazana. Mahagaga !

 

Ntsoavina Evariste

 

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT