Sport

Rugby Gold Top 20 2019 Fantatra avokoa ireo hiatrika ny ampahefa-dalana


  • Alatsinainy 16 Desambra 2019

Fantatra avokoa ankehitriny ireo fileovana 4 hanampy ny Cnaps sy Uscar ary ny 3Fai ary ny Tfa vokatry ny lalao ampahavalon-dalana

 

 

 

faharoa notontosaina omaly alahady 15 desambra teny amin’ny kianja Makis Andohatapenaka dia ao ny Ftm Manjakaray sy 3Fb Fahasalamana ary ny Cosfa Miaramila sy Tfma Ankasina. Vokatra azo omaly : Ftm 74 – 16 XV Avenir, Usa 13 – 34 3Fb, Jsta 17 – 34 Cosfa, Tfma 24 – 16 Stm.

 

Ntsoavina Evariste

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT