- Alakamisy 21 Novambra 2019
Sport.BASKET JUNIOR NBA Kianja maro no hanohizana ny fifaninanana
Amin’ny sabotsy 13 novambra 2019 izao no hiditra amin’ny andro faha-2 ny fifaninanana basikety (tetikasa Junior Nba)
Hamaky ny tohinyAmin’ny sabotsy 13 novambra 2019 izao no hiditra amin’ny andro faha-2 ny fifaninanana basikety (tetikasa Junior Nba)
Hamaky ny tohinyEny amin’ny kianjan’i Mahamasina amin’izay no hanohizana ny fifaninanana “Foot à 7 Gégé Bosco” filohan’ny Club Uscafoot sy ny mpikarakara miaraka aminy mba hitiliana taniketsan'ny baolina kitra manerana ny boriborintany 6 eto
Hamaky ny tohinyNibata fandresena miezinezina tany an-tanin’olona ny Barean’i Madagasikara omaly, izay nanamontsana an’i Niger 6-2 tao amin’ny taniny.
Hamaky ny tohinyNahatratra 956 ny fitarainana zaza very voarain’ny polisy misahana ny zaza tsy ampy taona etsy Tsaralalana hatreto.
Hamaky ny tohinyTaorian’ny nahavitan’ny andro faha-4 amin’ny fifaninana baolina kitra Pro League Malagasy tamin’ny alahady 17 sy tamin’ny alatsinainy 18 novambra teo ka
Hamaky ny tohinyAraka ny vokatr’ireo lalao manasa-dalana notontosaina omaly talata 19 novambra tany amin’ny kianja Mfa Astro Turf sy tany amin’ny kianja St François Xavier samy atsy amin’ny nosy
Hamaky ny tohiny