Sport

Orange Pro League Malagasy Mitarika an’isa ankehitriny ny Cosfa Analamanga


  • Alarobia 18 Desambra 2019

Taorian’ny andro faha-8 notontosaina tamin’ny faran’ny herinandro lasa teo dia ny ekipan’ny Cosfa Analamanga indray ankehitriny no mitarika

 

an’isa vonjimaika eo amin’ny fifaninanana Orange Pro League Malagasy arahin’ny Ajesaia Bongolava. Any amin’ny laharana fahatelo ankehitriny no misy ny Cnaps Sport Itasy. Vokatry ny andro faha-8 : Cnaps Sport 2 -  2 Fosa Juniors Fc , Cosfa 4 -  2 Zanakala Fc, Elgeco Plus 2 - 2 Tia Kitra, As Adema 3 – 0 Club M, Jet Mada 1 -  3 Ajesaia, Fca Ilakaka 0 – 1  3Fb Toliara.

 

Ntsoavina Evariste

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT