Sport

Baolina kitra UFFOI U 20 vehivavy 2019 I Rodrigues no hihaona amin’i Madagasikara anio


  • Alarobia 18 Desambra 2019

Nanao ady sahaly 1-1 tamin’i La Réunion tamin’ny andro voalohany ny ekipa vehivavy U 20 Malagasy miatrika ny fifaninanana baolina kitra

 

vehivavy UFFOI « Union des Fédérations de Foot-ball de l’Océan Indien » sokajy U 20. Nanamontsana ny vehivavin’ny nosy Maorisy 16-0 indray tamin’ny andro faharoa. Ny vehivavin’ny nosy Rodrigues izay efa resin’i Mayotte 10-0 indray anio alarobia 18 desambra no hikatroka amin-dry zareo.

Ntsoavina Evariste

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT