Sport

Basket Africa League Elite 16 Tsara fanombohana ny GNBC Madagasikara


  • Alarobia 18 Desambra 2019

Tsara fanombohana ny ekipan’ny GNBC Madagasikara fa nibata fandresena tamin’ny lalao voalohany natrehany any amin’ny

 

 

 

fifaninanana Africa League Elite 16 tontosaina any Kigali Rwanda nanomboka omaly talata 17 desambra 2019. Lavon’ny GNBC Malagasy 78-75 omaly tao amin’ny kianja Kigali Arena ny Unza Pacers Zambiana. Anio alarobia 18 desambra andro faha-2 amin’ny fifaninanana dia ny Jkt Tanzaniana no hifanandrina amin’ny Gnbc. Marihana fa ao amin’ny vondrona A miaraka amin’ny Patriots Bbc (RWA) sy ny Unza Pacers (ZAM) ary ny Jkt (TAN) no misy ny Gnbc (MAD) amin’ity fifaninanana ity.

 

Ntsoavina Evariste

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT