Sport

Voavy Paulin Mbola mitsoridriaka tsara


  • Alatsinainy 07 Septambra 2020

Resin-dry Voavy Paulin sy ny Ekipany ao amin’ny El Makasa, klioba divizionina voalohany eo amin’ny taranja baolina kitra ao Egipta, tamin’ny isa mavesatra 4 noho 1 ny ekipan’ny Ismaily, izay isan’ireo ekipa goavana ao an-toerana.

 

 

 

Tena mbola mipitipitika sy mitsoridriaka amin’ny maha Pipita Voavy azy ity lohalaharana malagasy ity ary isan’ireo loharanon’ity fandresena mana-tantara ity ihany koa. Ity Barea ity rahateo moa no nanasahala ny isa ho 1 noho 1 teo amin’ny minitra faha 21 nialohan’ny naha goraobaka ny araton’ny Ismaily. Taorian’ity fandresena ity dia tafiakatra eo amin’ny laharana faha 8 ao anatin’ny tompondakan’i Egypta ry Voavy Paulin na Ilay kely, hoy ny mpankafy.

J. Mirija

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT