Sport

Adrien Melvin Tsy mpiandry tsatokazo voalohan’ny Martigues


  • Alarobia 02 Septambra 2020

Nosongonan’ny mpiandry tsatokazo faharoa teo aloha eo anivon’ny klioba frantsay, FC Martigues, Steeve Elana, ny mpiandry tsatokazo Malagasy malaza, Adrien Melvin.

 

 I Steeve indray, araka izany, no mpiandry tsatokazo voalohan’ny Martigues hatreto. Ho hita eo moa ny tohiny ary ny hirariana dia ny hoe hiverina amin’ny fahaizany I Melvin na hihoatra izany aza. Mety azo heritreretina ho fisokafana na antso hieritreretana amina fifindrana ho amina klioba vaovao koa anefa izao.

J. Mirija

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT