- Alarobia 20 Mey 2020
Sport.Fivoriana tsy ara-potoana nangatahan'ireo ligim-paritry Miandry izay hevitry ny Komity mpanatanteraka
Raha nanontaniana nivantana tamin'ny resadresaka an-telefaonina nifanaovana tamin'ny Rtoa Sg-n'ny FMF
Hamaky ny tohinyRaha nanontaniana nivantana tamin'ny resadresaka an-telefaonina nifanaovana tamin'ny Rtoa Sg-n'ny FMF
Hamaky ny tohinyFantatra izao fa DTR tao amin’ny seksion’ny baolina kitran’i Toamasina ilay olona diabetika matin’ny coronavirus tany amin’ny CHU Morafeno Toamasina tamin’ny faran’ny herinandro teo dia i Roger KASAONA,
Hamaky ny tohinyNampivory maimaika an’ireo tompon’adraikitry ny fahasalamana na “commission medicale niveau 2” eo anivon’ny Malagasy Rugby ny DTN “Tale teknika nasioanly” –n’ity rafitra ity, Andrianorosoa Antsoniandro,
Hamaky ny tohinyTombanana hisy fahatarana 1 volana sy tapany eo ny fahavitan’ny dingana voalohany amin’ny fanavaozana ny kianjaben’i Mahamasina, raha ny fanazavan’ny tompon'andraikitra sady mpanolontsaina manokan’ny filoham-pirenena, Gerard Andriamanohisoa.
Hamaky ny tohinyNa dia azo ambara fa taranja tsy dia misy fifampikasoan’ny mpifandrina mivantana aza ny lalao Badminton, hoy ny filohan’ny Federsiona Malagasy amin’ity taranja ity, Jean Aimé Mota Ravalison,
Hamaky ny tohinyTamin’ny harivan’ny alakamisy 7 mey 2020 teo no nidaosin’ny fahafatesana i Ralaivao Timothe antsoin'ny rehetra hoe Doyen ,CE “Mpikambana ao amin’ny komity mpanatanteraky ny baolina kitra teo anivon'ny ligim-paritry ny Baolina kitra Matsiatra Ambony”.
Hamaky ny tohiny