Sport

Fitantanana ny CAF fanindroany Mbola tsy nanapa-kevitra aho, hoy i Ahmad


  • Zoma 11 Septambra 2020

Mbola tsy nanapa-kevitra aho, hoy ny filohan’ny kaonfederasionina afrikanin’ny baolina kitra, Ahmad Ahmad, mikasika ny mety mbola hitantanany fanindroany ity rafitra ambony indrindra amin’ny baolina kitra Afrikanina ity.

 

 

Nandritry ny fivoriana ara-potoanan’ny CAF izay natao tao Caire, ao Egypte, omaly, no nilazany fa mbola tsy vita tanteraka ny fanavaozana tokony natao momba ity rafitra ity. Misy fanavaozana eo amin’ny lafiny sata izay tokony hiverenana jerena, hoy izy. Misaotra ireo komity mpanatanteraka izay nanaiky ny fandaminana tapaka anio (TTF: Omaly). Ankehitriny dia mamarana ny fijereko ny tombana nandritra izay taom-piasako amin’ny maha filohan’ny CAF izay aho, hoy hatrany ity filohan’ny federasionina Malagasy teo aloha ity, ka rehefa vitako izay dia afaka mandinika ny amin’ny mety ho tohiny amin’izay.

J. Mirija

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT