- Alakamisy 22 Oktobra 2020
Sport.Barea sy Elefanta any Toamasina Nahazo “homologation provisoire” avy amin’ny FIFA
Nahazo ny atao hoe “homologation provisoire” amin’ny federasionina iraisam-pirenen’ny baolina kitra na FIFA ny kianjan’I Barikadimy, hoy ny tompon’andraikitra avy eo anivon’ny federasionina malagasin’ny baolina kitra omaly.
Hamaky ny tohiny