- Talata 06 Oktobra 2020
Sport.Barean’i Madagasikara Hiala ao Parisy anio
Araka ny fampitam-baovao voaray avy eo anivon’ny federasionina malagasin’ny baolina kitra dia hiala ao Parisy, Frantsa, amin’ity anio ity ireo mpilalao eo anivon’ny Barean’i Madagasikara.
Hamaky ny tohiny