Sport

FOSA Juniors FC Hiditra amin`ny fanomanana teknika amin` izay


  • Talata 10 Novambra 2020

Hiova endrika kely ny ekipan`ny Fosa Jr Boeny, taranja baolina kitra amin` ity taom-pilalaovana 2020-2021 ity.

 

 

 

Teratany Italianina no mitondra ny klioba ankehitriny nanomboka ny volana oktobra lasa teo. Iray volana izay no nanaovana ny fanomanana, ka tonga izao ny fotoana ho an` ny mpanazatra Salvatore Nobile sy ny ekipany (staff) hirosoana amin`ny lafiny teknika sy taktika, hoy ny klioba. Ny faran` ny volana septambra teo no niverina niakatra kianja ireo mpilalao. Ny fanomanana ara-batana no nifantohana nandritra ny herinandro maro. Hiroso amin`ny paikady amin` izay ny Fosa Jr Boeny.

 

 Marigny A.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT