- Alakamisy 22 Oktobra 2020
Sport.Kintana akademia Hampianatra ho matihanin’ny baolina kitra
Taorian’izay fiatoana lavabe vokatry ny valanaretina Coronavirus izay dia efa mamerina ny fampiofanany ankehitriny ny avy eo anivon’ny sekoly momba ny baolina kitra Kintana academia, hoy ny fampitam-baovao avy amin’izy ireo.
Hamaky ny tohiny