Sport

Barean’i Madagasikara Ny 09 novambra ny fampivondronana


  • Zoma 06 Novambra 2020

Mizotra amin’ny antsakany sy andavany ny fikarakarana ireo lalao hihaonan’i Madagasikara sy Côte d’Ivoire izay iarahan’ny FMF sy ny Ministeran’ny Tanora sy ny Fanantanjahantena misalahy, hoy ny FMF na ny Federasionin’ny Baolina kitra Malagasy omaly.

 

 

 Ny 09 novambra izao no hanomboka ny fampivondronana ireo mpilalao Malagasy. Marihana etoana fa afaka mamonjy soamantsara izany fampivondronana izany ireo mpilalao Malagasy mila ravinahitra any ivelany, rehefa mahefeno ny fepetra izay takiana amin’ny fivezivezena (fitiliana PCR miiba 72ora, fahazoan-dàlana mifindra toerana, “laissez-passer délivré par le Centre Interministériel de Crise”, hoy ny FMF.

Toky R

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT