- Zoma 06 Novambra 2020
Sport.Toerana hifandonan’ny Barea sy ny Elefanta Mbola mametraka adihevitra be
Resaka fivoahana ara-kasa dia azo atao ao Frantsa, hoy ny mpamakafaka ara-panatanjahantena,
Hamaky ny tohinyResaka fivoahana ara-kasa dia azo atao ao Frantsa, hoy ny mpamakafaka ara-panatanjahantena,
Hamaky ny tohinyMizirizy amin’ny heviny ny Federasionina Ivorianina momba ny Baolina kitra (FIF) ary mitazona ny datin’ny 12 novambra hanaovana ny lalao mandroso amin’ny andro fahatelon’ny fifanintsanan’ny CAN 2021.
Hamaky ny tohinyNy mpiandry tsatokazon’ny ekipam-pirenena malagasin’ny baolina kitra, milalao ao amin’ny FC Martingue, Frantsa, Adrien Melvin, no Barea mila ravinahitra any ivelany tonga voalohany indrindra teny Ivato omaly tolakandro.
Hamaky ny tohinyNitohy ny faran’ny herinandro teo tao amin'ny Onjam-peo Frantsay RFI ny fangatahan’ny Mpanazatra Nicolas Dupuis amin’ny CAF mba hanemorana ny lalaon’ny Barean’i Madagasikara amin'i Côte d'Ivoire.
Hamaky ny tohinyAraka ny nambaran'ny talen’ny serasera ny Federasionina Malagasin’ny Baolina kitra nianga mivantana avy any Toamasina ny marainan’ny sabotsy teo dia vonona tanteraka ny FMF sy ny Komity mpikarakara amin'ny fanomanana ny lalao
Hamaky ny tohinyMpilalao Malagasy 4 ao anatin’ny fifaninanan’ny N2 any Frantsa no isan’ireo tsy afa-milalao nanomboka ny 29 oktobra hatramin’ny 01 desambra noho ny fampiatoan’ny Federasionin’ny kitra Frantsay ny fifaninan’ny ligy,
Hamaky ny tohiny