• Zoma 16 Oktobra 2020
Sport.Taranja Basket Hizara ny traikefany I Danz

Tsy zoviana ho an`ny besinimaro indrindra ho an`ireo mpitia ny taranja Basket Ball I Andry Andriamampandry dit Danz. Efa nahazo amboara maro moa ny tenany tamin` ity taranja ity ary efa nitondra avo ny firenena tany ivelany.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 13 Oktobra 2020
Sport.Lalaom-pirahalahiana Madagascar 1 – 2 Burkina Faso

Toy ny efa hita tany amin’ny lalao fitsapana nialohan’ny niatrehana ny CAN 2019 izay matetika nizakan’ny ekipam-pirenena Malagasin’ny baolina kitra

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2020
Sport.Barean’i Madagasikara Anio no tena hanomboka fitsapana

Araka ny efa nanampoizana azy dia nomen’ny mpanazatra, Nicolas Dupuis, sehatra misimisy tokoa ny zoma teo ireo mpilalao vaovao eo anivon’ny ekipam-pirenena malagasin’ny baolina kitra ary nahafa-po aloha hatreto,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2020
Sport.Faneva Ima Mandravarava ao Emirats Arabes Unis

indray Andro vitsy monja nahatongavany ao amin’ny ekipa misy azy vaovao, Al Hamriyah, ao Emirats arabes unis, dia efa nitondra fandresena ho an’ny ekipany sahady ny kapitenin’ny Barea teo aloha,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 08 Oktobra 2020
Sport.Fanomanan-tenan’ny Barea Tsy any Luxembourg ny seraseran’ny FMF

Hatramin’ny omaly aloha, izay andro faharoa nahatongavan’ireo mpilalaon’ny Barea ao Luxembourg, dia tsy misy ny solontena mpiandraikitra ny seraseran'ny federasionina Malagasin’ny baolina kitra na FMF any an-toerana,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 08 Oktobra 2020
Sport.Barean’i Madagasikara Afaka hihazo an’i Maraoka i Carolus sy Amada

Tonga tany Luxembourg omaly namonjy ireo namany i Nomenjanahary Lalaina na i Bolida Mpilalaon’ny Barea.

Hamaky ny tohiny
FTT