Sport

Madagasikara ≠ Côte d’Ivoire Nantsoin’ny Ivorianina avokoa ireo kalaza


  • Zoma 06 Novambra 2020

Namoaka ny lisitr’ireo mpilalao 26 handrafitra ny ekipam-pireneny amin’ny fifandonana amin’i Côte d’Ivoire ny 12-17 novambra izao amin’ny andro faha-3 sy faha-4 amin’ny fifanintsanan’ny CAN 2021 I Patrice Beaumelle mpanazatra ny elefanta.

 

 Roa monja no mpilalao ao an-toerana fa saika mpila ravinahitra avokoa ny 24 amin’ireo. Milalao amin’ny divizionina voalohany any Eoropa ny ankamaroany toa an’i Angleterre, France, Italie,… Ireto avy ireo mpilalao, izay saika nantsoina avokoa ireo mpilalao kalaza toa an-dry Nicolas Pépé sy Wilfierd Zaha, Gervinnho,...: Sylvainn Gbohouo (TP Mazembe RD Congo), Eliezer Ira Tape (FC San Pedro Côte d’Ivoire), Abdoul Karim Cissé (ASEC Mimosas Côte d’Ivoire), Eric Bailly (Manchester United Angleterre), Willy Boly (Wolverhampton Angleterre), Simon Déli (Club Bruges Bélgiques), Wilfried Kanon (Pyramids FC Egypte), Sinaly Diomande (Olympique Lyonnais France), Serge Aurier (Tottenham Angleterre), Odilon (Kossounou (Club Bruges Belgiques), Maxwell Cornet (Olympique Lionnais France), Kalpi Ouattara (Ostersunds FK Suède), Geoffrey Serey Die (FC Sion Suisse), Ibrahim Sangare (PSV Eindhoven Pays Bas), Max Alain Gradel (Sivasspor Turquie), Habi Maiga (FC Metz France), Franck Kessié (Milan AC Italie), Jean Daniel Akpa (Lazio Italie), Nicolas Pépé (Arsenal Angleterre), Jean Evrard Kouassi (Wuhan Zall Chine), Gervinho (Parmes Italie), Wilfried Zaha (Crystal Palace Angleterre), Jérémie Boga (Sassuolo Italie), Jonathan Kodjia (Al-Gharafa Qatar), Sébastien Haller (West Ham Angleterre).

 

BAREA

Ho an’ny Barea kosa, dia ny 22 oktobra teo no namoahan’ny mpanazatra Nicolas Dupuis ny anaran’ireo mpilalao 25 mitsinjara toy izao: Mpiandry tsato-by: Melvin Adrien Mathyas Randriamamy (PSG France), Nina Razakanirina (AS Adema Madagascar); vodilaharana: Mombris, Métanire, Morel, Thoamas Fontaine, Bapasy, Sylvio Ouassiero; Afovoany: Abel Anicet, Marco Ilaimaharitra (Charleroi SC Belgiques), Rayan Raveloson, Ibrahim Amada, Bastien Hery, Zotsara, Dimitri Caloin, Dax, LoÏc Lapoussin (RU Saint-Gilloise Belgique), Mpanafika: Njiva, Carolus, Alexandre Ramalingom, Bolida, Hakim Abdalah, Paulin Voavy, aty William Gros.

 

Toky R

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT