Sport

Nicolas Dupuis-Académie Elite Barea « Nanome risi-po ny fahitana an’i Jean Marc Guillou »


  • Alakamisy 12 Novambra 2020

Hafaliana lehibe ho ahy ny fisin'ny fihaonako tamin'i Jean Marc Guillou (Mpanorina ny akademia Ny Antsika) sy ireo mpiara-miasa taminy taty Abidjan.

 

 

Tamin'io fihaonanay io no nanolorako fisaorana taminy satria tsy ho toy izao ity Barea ity raha tsy niezaka izay nataony tao amin'izany akademia Ny antsika izany, hoy ny Mpanazatra Nicolas Dupuis. Isan’ireo mpilalao novolavolain’ny Akademia Ny Antsika tamin’ny fotoan’androny ry Ibrahim Ahmada, Carolus izay isan’ireo mpilalao andrin’ny Barea ankehitriny. Betsaka ny aingam-panahy sy risi-po niainga tato anatiko tamin'ity fihaonanay ity mahakasika ny fananganana ilay “Académie Elite Barea” hajoro any Madagasikara, hoy izy. Azo eritreretina izany ny mety hisian’ny fifanomezan-tànana sy ny hitsanganan’ny Barea Akademia tsy ho ela hamolavola taninketsan’ny baolina kitra Malagasy, izay nosantarin’ny Ankademia ny Antsika tany aloha.

Toky R

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT