Sport

Fampiofanana mpitsara rugby Natao tamin` ny alalan` ny dihy “Jerusalem”


  • Alakamisy 12 Novambra 2020

Tsy mitsahatra mikaroka fomba entina hampitana fahazaina ho fampandrosoana ny taranja lavalava ny eto Madagasikara. Fampianarana amin`ny endriny hafa no nampiofanana ireo mpitsara mba hampahafantatra ny famantarana sy ny fihetsin` izy ireo rehefa mitsara lalao satria dia natao tamin` ny alalan` ny dihy sy mozika izany.

 

 

 Tamin` ny alalan` ny dihy malaza “Jerusalem”no nanatanterahina izany fampiofanana izany. Narindra araka izany ny fomba famantarana rehefa “essai”, “avantage”, “essai non validé », « passe en avant »… Matetika dia saika voailika any amin’ny mpitsara avokoa ny olana rehetra mitranga eny amin’ny kianja. Misy ireo miezaka ny miala amin’izany, koa tsy azo hodian-tsy hita ireo minia mampidi-kizo ny mpitsara malagasy. Hoentina hanamafy ny fototra azy ireo moa no tanjon` ity fampiofanana ity.

Marigny A.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT