Sport

Fampitana ny lalaon’ny Barea sy ny Elefanta Hisy “écrans géants” eny amin’ny Lapan’ny tanàna


  • Alarobia 11 Novambra 2020

Hisy ny fametrahana « Fan Zone » na toerana ahafahan’ny mpankafy mijery ny lalaon’ny Barean’i Madagasikara sy Côte d’Ivoire eny anoloan’ny Lapan’ny tanàna ny 12 novambra izao eny anoloan’ny Lapan’ny Tanàna eny Analakely, raha ny fampahafantarana nataon’ny Fiadidian’ny tanànan’Antananarivo (CUA).

 

 

 

“Ecrans géants” miisa 3 no hapetraka eo amin’ny Parvis. Hisy ny lamina hapetraka ahafaha-manaja ny fepetra ara-pahasalamana, toy ny fitondrana arovava. Manohana ny CUA amin’ity fampisitrahana ny lalaon’ny ekipam-pirenena, tafiditra ao anatin’ny andro faha-telo amin’ny dingana fifanintsanan’ny CAN 2022.

Toky R

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT