Sport

Kianja Barea Mahamasina Vita ny lasi-tsimenitra ivelan’ny “tribune”


  • Alatsinainy 16 Novambra 2020

Vita tanteraka ny lasi-tsimenitra (beton) ivelan’ny “tribune” ao amin’ny Kianjaben’i Mahamasina na Kianja Barea atsy ho atsy moa izany, raha ny fampahafantarana avy eo anivon’ny sampan-draharaha misahana ny tetikasan’ny filoham-pirenena.

 

 Mazamazana ny fiakarana mihazo ny 32 metatra miala amin’ny tany. Mbola mazamazana ihany koa ny famitana ny tohatra anatiny sy ny tambazotra fitsinjarana herinaratra, aterineto, fandanjana hafanana ary fitarihan-drano raha ny tsikaritra amin’ny sary. Nisy moa ny fidinana nijery ny asa vita nataon’ireo tompon’andraikitra ny faran’ny herinandro teo. Efa vita torak’izany ihany koa ny fototry ny “gradin” vaovao, raha ny fampitam-baovao hatrany.

J. Mirija

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT