Sport

Antananarivo Avaradrano Mpangalatra “scooter” 8 lahy no indray tratra


  • Alatsinainy 16 Novambra 2020

Nanatanteraka "opération de démantèlement réseau de voleurs de moto" ny polisy teo anivon'ny commissariat Ccpav Commissariat Central Avaradrano ny sabotsy 14 novambra sy omaly alahady 15 novambra, tamina faritra maromaro manodidina an'i Sabotsy Namehana.

 

 


Fokontany nanaovana an'izany: Ambohidrano andrefana, Tsarafara, Ilafy ary Manjaka, ka tra-tehaka tamin'izany ny mpanao asa ratsy miisa 8 sy moto “scooter” miisa 3. Saika mbola tanora vao erotrerony avokoa ny ankamaroan'ireto olon-dratsy ireto. Efa eo am-panaovana ny famotorana lalina ny ao amin'ny sampan-draharaha misahana izany, hoy ny fampitam-baovao.

Toky R

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT