- Alarobia 28 Oktobra 2020
Sport.Ahmad Tsara toerana mbola ho filohan’ny CAF
Federasionina miisa 9 amin’ireo firenena 54 mpikambana eo anivon’ny kaonfederasionina afrikanin’ny baolina kitra sisa no tsy nanao fanambarana fa manohana ny filatsahan’ny filohan’ny CAF ankehitriny,
Hamaky ny tohiny