- Alatsinainy 09 Aogositra 2021
Sport.Hery Bastien nindramin’ny Derry City FC Lalao miisa 2, fandresena 2 hatreto
Azo lazaina ho mbola fahombiazana hatreto ny nindraman’ny klioba divizionina voalohany ao Irlandy avaratra dia ny Derry City FC an’ilay Malagasy milalao ao amin’ny Bohemian FC, Hery Bastien.
Hamaky ny tohiny
