- Talata 06 Jolay 2021
Sport.Rayan Raveloson Nisongadina tamin’ny lalao voalohany
Nahavita ny lalao voalohany niaraka tamin'ny kliobany vaovao any Etazonia, Los Angeles Galaxy, omaly i Rayan Raveloson.
Hamaky ny tohinyNahavita ny lalao voalohany niaraka tamin'ny kliobany vaovao any Etazonia, Los Angeles Galaxy, omaly i Rayan Raveloson.
Hamaky ny tohinyAraka ny fampitam-baovao voaray omaly alina dia mijanona tsy hiatrika ny Cosafa Cup 2021 ny ekipam-pirenena malagasin’ny baolina kitra na efa nanoman-tena teny “Carion” andro maromaro aza izay.
Hamaky ny tohinyTsara ny vokatra ho an'i Madagasikara eo amin'ny fifaninanana amin'ny taranja Rugby izay atao any Nairobi, Kenya. Samy nibata fandresena avokoa ny Makis Séniors Vehivavy sy ny Makis lehilahy U20 tamin'ny lalao
Hamaky ny tohinyNanainga omaly Alarobia 30 jona 2021 ireo ekipam-pirenena Malagasy eo amin’ny taranja rugby izay ahitana ekipa telo.
Hamaky ny tohinySomary ho mafimafy ny fitenenako, hoy ny filohan’ny komisionina misahana ny serasera eo anivon’ny komity mpanatanteraky ny federasionina malagasin’ny
Hamaky ny tohinyNitsidika ny kianja Barea etsy Mahamasina ny Filoham-pirenena Andry Rajoelina sy ny delegasionina maro notarihiny omaly 15 jona hariva.
Hamaky ny tohiny