• Zoma 17 Septambra 2021
Sport.Kitra, filaharan’ny FIFA Very toerana telo ny Barea

Very toerana miisa 3 ny Barean’i Madagasikara eo amin’ny filaharana maneran-tany eo amin’ny sehatry ny baolina kitra. Navoakan’ny FIFA omaly alakamisy izany,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 16 Septambra 2021
Sport.Mpanazatra Eric Rabesandratana “Tsisy fahombiazana azo ao anaty savorovoro”

Nandefa hafatra sy fanentanana handravonana ny disadisa eo amin’ny tontolon’ny baolina kitra Malagasy ny mpanazatra ny Barean’I Madagasikara Eric Rabenandrasana omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 16 Septambra 2021
Sport.Ibrahim Amada Namono baolina avy eny amin’ny 35 metatra indray

Velom-panontaniana mihitsy ny mpitia baolina kitra Malagasy ankehitriny hoe fa maninona aza ireto mpilalaon’ny ekipam-pirenentsika ireto no mamiratra avokoa any amin’ny klioban’izy

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 13 Septambra 2021
Sport.Baolina kitra Nomem-boninahitra tao amin’ny Paris FC i Bolida

Naneho fisaorana sy fanomezam-boninahitra an’i Lalaina Nomenjanahary na « Bolida » ny Klioban’ny Paris FC ny sabotsy 11 septambra 2021.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 10 Septambra 2021
Sport.Fanatanjahantena Afrikanina Nihaona tany Paris i Siteny sy Motsepe Filohan’ny CAF

Nihaona tany Paris Renivohitra Frantsay ny Filohan'ny UAJ (Union Africaine de Judo) Atoa Siteny Andrianasoloniaiko izay teratany Malagasy sy Atoa Patrice Motsepe,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 08 Septambra 2021
Sport.Barean’i Madagasikara Misy tompom-baolina tsy maintsy hajoro ve ?

Lavon’ny Taifas Stars Tanzaniana tamin’ny isa 3-2 indray ny ekipam-pirenena Malagasy omaly tany amin’ny Kianja Benjamin Mkapa ao Dar Es Salaam,

Hamaky ny tohiny
FTT