- Alatsinainy 10 Janoary 2022
Sport.CAN 2022 any Cameroun Sambany tao anatin’ny 42 taona tsy mandefa ny TVM
Nisokatra tamin’ny fomba ofisialy tany Cameroun omaly 09 janoary ary tsy hifarana raha tsy ny 06 febroary ny dingana famaranana ny fiadiana ny amboaran’i Afrika eo amin’ny taranja baolina kitra na ny “CAN 2022”.
Hamaky ny tohiny
