Sport

Rugby vehivavy, divizionina faharoa Nampiseho hery ny oniversiten’Antananarivo


  • Alatsinainy 15 Novambra 2021

Nampiseho hery ny oniversiten’Antananarivo na ASUT ny sabotsy teo nandritry ny fiadiana izay ho tompondakan’i Madagasikara teo amin’ny taranja Rugby, sokajy vehivavy, divizionina faharoa.

 Montsan’izy ireo tamin’ny isa tataka be 78 noho 11 ny Tam Anosibe nandritry ny lalao faharoa natao tetsy amin’ny kianja Makis Andohatapenaka tamin’iny andro iny. Tamin’ny isa mazava koa nialoha io lalao io no nandresen’ny RCTS Soavimasoandro ny Fanja Anjanahary tamin’ny isa 45 noho 3. Hita ho niezaka nametraka ny tekinikany tanteraka teto ny ASUT ary nampiharihary fa solafaka na hoe “accident” no mbola mahatonga azy ho divizionina faharoa na “deuxième division”.
J. Mirija

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT