• Alatsinainy 11 Oktobra 2021
Sport.Rugby – Top 20 Nandravarava ny ekipan’Ambalavao Isotry

Montsan’ny 3FAI Ambalavao Isotry tamin’ny isa mazava 39 noho 13 ny ekipan’i FTA Andavamamba omaly nandritry ny fifaninanam-pirenena eo amin’ny taranja Rugby na « Championnat de Madagascar federal 1 »,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 11 Oktobra 2021
Sport.Nandresy ny Barea Vita ny valin’ady tamin’i RD Congo

Nanokatra ny fandresena voalohany ho azy amin’ny fifanintsanan’ny « Mondial 2022 » ny Barean’i Madagasikara omaly ho an’ny lalao faha-4, izay nifanandrinana tamin’i RD Congo.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 08 Oktobra 2021
Sport.BAREA resy lava Tsy misy afa-miala fa samy diso

Resy indray ny Barean’i Madagasikara! Lalao telo no vita, faharesena telo no azo tamin’ny fifanintsanana hiakarana amin’ny Mondial 2022 hatao any Qatar.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 08 Oktobra 2021
Sport.Faneva Ima “Mifandamina ianareo mpitantana”

Nitondra ny heviny tao anatin’ny tambajotran-tserasera manoloana ny voka-dalaon’ny Barea omaly sy ny zava-misy eo amin’ny sehatry ny kitra Malagasy ny Kapiteny teo aloha Faneva Ima omaly

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 08 Oktobra 2021
Sport.Eric Rabesandratana « Nitanila ny mpitsara, nivoatra isika na resy aza »

Naneho hevitra avy hatrany mikasika ny lalaon’ny Barean’i Madagasikara sy RD Congo ny mpanazatra Eric Rabesandratana taorian’ny lalao omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 07 Oktobra 2021
Sport.FMF mifanongana Miditra anaty krizy ny baolina kitra

Miditra anaty krizy lalina tanteraka ny baolina kitra. Mifanongana ny samy mpitantana, ary tena mifamotika.

Hamaky ny tohiny
FTT