- Alatsinainy 08 Novambra 2021
Sport.Federasionin’ny Kung-Fu Wisa Manamafy ireo rafitra ny Grand Maître Avoko
Voafidin'ireo ligim-paritra rehetra manerana ny Nosy ho Filohan'ny Federasionina Malagasy amin’ny Kung-Fu Wisa ny Grand Maître Avoko ny zoma 17 septambra 2021.
Hamaky ny tohiny
