Sport

Ibrahim Amada Nifindra any Arabia Saodita


  • Talata 01 Febroary 2022

Nifindra any Arabia Saodita nanaraka ny dian’ny mpiray fiofanana taminy tao amin’ny Akademia Ny Antsika, Carolus Andrea, ihany koa ny kapitenin’ny ekipam-pirenena malagasy ankehitriny, Ibrahim Amada.

Toy ity lohalaharana malagasy voalaza teo ity dia ny ekipan’I Al-Qadisiya Al-Khubar koa no nofidian’ity avokavoky ny Barea vao nahavita ny fifanarahany tamin’ny klioba tao Qatar, Al Markhya SC ity. 31 taona ankehitriny ny lehilahy ary mbola maniry hatrany ny ho voaantso hanatevin-daharana ny ekipam-pirenena. Irariana ihany koa ny ahitany fahombiazana ao anatin’izao lalam-baovao izorany izao.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT