- Alatsinainy 16 Mey 2022
Sport.Rallye Motul andiany fahatelo Tahina sy Ranto no nivoaka ho mpandresy
Lasan’ny Subaru Impreza STI Vidy Varotra avy amin’ny klioban’ny ASACM, nentin’I Tahina Razafinjoelina sy Ranto Ramarokoto ny laharana voalohany tamin’ny andiany fahatelo amin’ny Rallye Motul , izay nifarana nifarana omaly.
Hamaky ny tohiny
