Sport

Faneva Ima «Mbola maro ny zavatra tena mila ovaina »


  • Talata 03 Mey 2022

Misaotra betsaka azy 10 mianadahy nahita marimaritra iraisana momba ny ekipam-pirenetsika sy ny fandaminana ao anatin’ny FMF, hoy ny kapitenin’ny ekipam-pirenena malagasin’ny baolina kitra teo aloha,

Faneva Andriatsima na Faneva Ima. Mbola maro ny zavatra tena mila ovaina sy alamina raha tena tiantsika rehetra mba tsy hisian’ny olana intsony eo amin’ny ny baolina kitra Malagasy, hoy izy. Manana andraikitra sy adidy betsaka isika mpitantana klioba, ny mpilalao ary ireo mpitantana voafidy maro eraky ny faritra eto Madagasikara satria isika ireo mitambatra no fototra ijoron’ny fikambanana federaly Malagasy. Aoka isika rehetra hanohana tsy misy fepetra ny Barea fa io irery no antsika, hoy hatrany Rakapy.


Hita fa maro ny Malagasy mahay baolina, fa ny mahagaga dia tsy mety lasa lavitra ny ekipam-pirenena Malagasy.Tsy ny mpilalao izany no olana fa ny rafitra sy ny fomba fiasa ary ny fitantanana.
J. Mirija
 

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT