- Alatsinainy 15 Novambra 2021
Sport.Barean’i Madagasikara Ahafahana manatsara sy maka lesona ny vita
Nisaraka ady sahala 1-1 ny Barean’I Madagasikara sy ny Taifa Stars Tanzanianina omaly tetsy amin’ny kianja Barea Mahamasina,
Hamaky ny tohinyNisaraka ady sahala 1-1 ny Barean’I Madagasikara sy ny Taifa Stars Tanzanianina omaly tetsy amin’ny kianja Barea Mahamasina,
Hamaky ny tohinyTapitra tanteraka omaly 11 novambra ny herijika amin’ity fifanintsanana handehanana any “Qatar 2022” ho an’ny ekipam-pirenena Malagasy amin’ny baolina kitra.
Hamaky ny tohinyOra sisa isaina, dia ho raikitra ny fifandonan’ny Barean’I Madagasikara amin’ny Ecureuils Béninois ao amin’ny Kianja Amitié Général Mathieu Kérékou anio alakamisy 11 novambra 2021 amin’ny 5ora hariva any an-toerana,
Hamaky ny tohinyOra maromaro mialohan’ny hiatrehan’ny Barea lalao any Bénin anio sy ny fifanandrinana amin’i Tanzanie ny alahady
Hamaky ny tohinyOlana eo amin’ny lafiny taratasy, raha ny fampitam-baovao voaray omaly, no antony maha tsy afaka an’ilay mpiandry tsatoby eo anivon’ny ekipam-pirenena Malagasin’ny baolina kitra vaovao,
Hamaky ny tohinyEfa any Cotounou ny ampahany betsaka amin’ny ekipam-pirenena Malagasy na mbola nisy aza ny ambiny nandrasana ho an’ny omaly.
Hamaky ny tohiny