- Alatsinainy 07 Martsa 2022
Sport.Lonilony sy ady an-trano Tandindonin-doza ny baolina kitra Malagasy
Hanao lalao fitsapana amin’ny Eperviers Ekipam-pirenen’i Togo ny Barean’i Madagasikara ny 26 martsa izao, hatao any Maraoka, ho fanomanana ny fifanintsanan’ny CAN 2023.
Hamaky ny tohiny
