- Talata 01 Febroary 2022
Sport.Ibrahim Amada Nifindra any Arabia Saodita
Nifindra any Arabia Saodita nanaraka ny dian’ny mpiray fiofanana taminy tao amin’ny Akademia Ny Antsika, Carolus Andrea, ihany koa ny kapitenin’ny ekipam-pirenena malagasy ankehitriny, Ibrahim Amada.
Hamaky ny tohiny
