Sport

Fiatrehana ny Mondial Qatar 2022 Misy ireo tolotra azo isafidianana


  • Talata 15 Novambra 2022

Hitodihan' ny mason' ny daholo be ato ho ato ary mandritry ny iray volana ny fiadiana ny amboara eran-tany amin’ny baolina kitra ho tanterahana any Qatar ny 18 novambra ka hatramin’ny 20 desambra 2022.

Tsy ho diso anjara ny Malagasy fa hahita mivantana ny lalao amin’ny alalan’ny TVM, etsy ankilan’izay dia manana tolotra miavaka ho an’ny besinimaro ny Tranombarotra « Baolai » etsy Analakely sy Soarano ary ao Bazar be Toamasina. Eo aloha ny marika Hisense izay mpanohana ofisialy ny « Fifa World Cup 2022 » ka ny Bao lai moa no masovoho ofisialy eto Madagasikara efa ho 12 taona lasa izao. Mifanojo amin' izany dia hisy ny fihenam-bidy goavana eo anelanelan’ny 18% hatramin ny 33% amin' izao fotoana izao amin ireo Laser Tv 4K de 100" sy Smart Tv ary télé Led misy manomboka 32" hatramin’ny 85" ( misy antoka 1 taona ). Ho an ireo izay manjifa smart tv de 85" marika jeyoo iray ao amin izy ireo dia ahazo ampli - baffle iray maimaimpoana. Ho hita ao ihany koa ny réfrigérateur ( izay mitazona ny hatsiaka 135 ora aorinan’ny delestazy), panneaux solaires mono sy polychristalline, subwoofer, climatiseur isan-karazany.Natao ho fitsinjovana ny mpanjifa izany rehetra izany.
Pati
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT