- Talata 30 Aogositra 2022
Sport.Baolina kitra Malagasy “Mila ovaina tanteraka ny rafitra”
Zazalahy manomboka 6 hatramin’ny 20 taona hatreto no tezainay eo anivon’ny 67 City FC tao anatin’izay 7 taona niorenany izay,
Hamaky ny tohinyZazalahy manomboka 6 hatramin’ny 20 taona hatreto no tezainay eo anivon’ny 67 City FC tao anatin’izay 7 taona niorenany izay,
Hamaky ny tohinyMisy fanantenana ny fanomanana ny CAN 2023, hoy ny tekinisianin’ny kitra malagasy sady mpitantana klioba, Cedric Djavö. Na dia mihemotra aza,
Hamaky ny tohinyEfa any amin’ny CHAN 2022 na ny tompondakan’i Afrika 2022 ho an’ireo mpilalao tsy mila ravinahitra ny ila-tongotra ho an’ny Barean’i Madagasikara na ny ekipam-pirenena malagasin’ny baolina kitra.
Hamaky ny tohinyNanainga ny sabotsy teo hihazo an’I Kigali, Rwanda ny Akio na ny ekipam-pirenena malagasin’ny Handball latsaky ny 18 taona na U-18.
Hamaky ny tohinyTonga nanolotra fanampiana 10 tapitrisa Ariary ho an’ny Maki vehivavy ny filohan’ny komity olaimpika Malagasy, Siteny Randrianasoloniaiko, sy ny komity olaimpika Malagasy omaly.
Hamaky ny tohiny7 taona izay no niorenan’ny klioban’ny baolina kitra tantanan’ny filohany, Faneva Andriatsima na Faneva Ima, 67 City FC na 67 City Football Club, eto Madagasikara.
Hamaky ny tohiny