Sport

Lalao Mondial Qatar 2022 Misy hatrany ny tolotra vaovao ho an’ireo mpankafy


  • Alatsinainy 05 Desambra 2022

Manana anjara-toerana manokana ao ampon' ny besinimaro ny hetsika goavana toa an' ny « Fifa World Cup 2022 » tanterahina any Qatar amin’izao fotoana.

Eto Madagasikara ny marika « Hisense » izay mpanohana ofisialy an' ity hetsika goavambe iraisampirenena iray ity ao amin' ny Tranombarotra « Baolai » etsy Analakely sy Soarano ary ao Bazar be Toamasina no ahitana azy, izay masoivoho ofisialy eto Madagasikara efa ho 12 taona lasa izao. « Ho an’ireo izay manjifa Smart Tv hisense manomboka 50" ato aminay, izay misy ilay soratra hoe « H » sy mandoa 80 dolara any amin' ny « Fifa » mivantana, dia afaka mijery sy mankafia ny lalao rehetra an' ny Mondial 2022 ranoray. Mbola mitohy ihany koa ilay « remise » goavana eo anelanelany ny 18 hatramin ny 33% amin’ ireo Laser Tv 4K de 100" sy Smart Tv ary télé Led misy manomboka 32" hatramin’ny 85" ato aminay ( misy antoka 1 taona). Ary ho an' ireo izay mividy Smart Tv 85" marika jeyoo 1 dia ahazo ampli - baffle iray maimaimpoana. » hoy ny tompon' andraikitra. Ao ihany koa no ahitana entana maro azo hatao fanomezana amin' ireo fety maro ho avy toy ny réfrigérateur ( izay mitazona ny atsika 135 ora aorian’ny délestage), panneaux solaires mono sy polychristalline, Smartphone.
Nangonin’i Pati

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT