• Alatsinainy 16 Mey 2022
Sport.Kaominina Talatamaty Baolina kitra no nisantar ana ny fankalazana ny fetim-pirenena

Efa tafiditra tanteraka ao anatin’ny fankalazana ny fetim-pirenena 26 Jona ny kaominina Talatamaty.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 05 Mey 2022
Sport.Fahombiazan’ny Makis vehivavy Japiana hampalazana tena indray?

Noraisin’ny Filoham-pirenena teny amin’ny Lapam-panjakana Iavoloha ireo Ekipam-pirenena Malagasy amin’ny taranja rugby lalaovin’olona 7 sokajy vehivavy.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 03 Mey 2022
Sport.Siteny Randrianasoloniaiko Avereno ireo « dojo » noravaina tao Mahamasina

« Mila averina malaky ny « dojo » noravaina rehetra ao Mahamasina, araka ny fanehoan-kevitry ny Filohan’ny Komity Olaimpika Malagasy (COM) Atoa Siteny Randrianasoloniaiko ny faran’ny herinandro teo.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 03 Mey 2022
Sport.Rugby-Ekipam-pirenena vehivavy Tafita amin’ny fiadiana ny tompondaka eran-tany

Nanoratra tantara indray ny rugby Malagasy. Tafita any amin’ny fiadiana izay ho tompondaka eran-tany ny ekipam-pirenena sokajy vehivavy,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 03 Mey 2022
Sport.Faneva Ima «Mbola maro ny zavatra tena mila ovaina »

Misaotra betsaka azy 10 mianadahy nahita marimaritra iraisana momba ny ekipam-pirenetsika sy ny fandaminana ao anatin’ny FMF, hoy ny kapitenin’ny ekipam-pirenena malagasin’ny baolina kitra teo aloha,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 03 Mey 2022
Sport.Mathyas Randriamamy Naneho ny alahelony tamin’ny fahalasan’i Raiola

Nodimandry ny sabotsy teo teo amin’ny faha 55 taonany ilay mpisera mpilalao baolina kitra na “agent de joueur” isany sangany maneran-tany, Carmine Raiola, fantatra amin’ny hoe Mino Raiola.

Hamaky ny tohiny
FTT