• Alatsinainy 09 Janoary 2023
Sport.Roro Rakotondraibe "Tonga aty Ambatonapoaka ny omby"

Resy fa nahafaly ahy manokana ny endri-dalao nasehon'ny Barea teo amin'ny fidirana faharoa Raha nihaona tamin'ny Congo".

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 09 Janoary 2023
Sport.CHAN 2022 Madagasikara irery no sambany mandray anjara

Madagasikara irery no firenena sambany mandray anjara amin’ny fiadiana izay ho tompondakan’I Afrika eo amin’ny taranja baolina kitra na CHAN

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 06 Janoary 2023
Sport.CHAN 2022 Vonona tsara ny Barea

Herinandro katroka eo sisa dia hisokatra amin’ny fomba ofisialy ny fiadiana ny tompondakan’i Afrika amin’ny baolina kitra CHAN 2022 hatao any Algérie ny 13 janoary hatramin’ny 4 febroary 2023.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 06 Janoary 2023
Sport.CHAN 2022 Miandry ahita Barea amin’ny TVM ny malagasy

Afaka herinandro dia hanomboka ao Alzeria ny fiadiana izay ho tompondakan’I Afrika eo amin’ny taranja baolina kitra na CHAN 2022.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 04 Janoary 2023
Sport.Fanomanana ny CHAN Efa any Tonizia hanao lalao fitsapana ny Barea A’

Nanao fanazaran-tena voalohany ny ekipam-pirenena Malagasy Barea A’ tarihin’ny mpanazatra Romuald Rakotondrabe sy ny ekipany omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 30 Desambra 2022
Sport.Coach Rôrô sy Drogba “Mila mifampiantso sy mifampiresaka”

Mbola erotrerony sy manana ny hoaviny tanteraka eo amin’ny baolina kitra malagasy i Drogba na Tsilavina Fanomezantsoa, hoy ny filohan’ny Komity hamerina ny hasin’ny baolina kitra eto Madagasikara na K2HB, Randrianirina Jean Ignace na Ramasy.

Hamaky ny tohiny
FTT