- Talata 17 Janoary 2023
Sport.Barea CHAN Mahavelom-bolo ny tohiny
Manana herijika hiatrika ny ampahavalon-dalana ny Barea CHAN taorianan'iny fandresena miezonezina manoloana ny Ghana ny alahady Téo tao amin'ny kianja Chaud Hamlaoui tao Constantine.
Hamaky ny tohiny
