- Zoma 03 Febroary 2023
Sport.Roro Rakotondrabe Mpanazatra mpanao fahagagana
Tsy kisendrasendra ireo vokatra azon'i Roro na Romuald Rakotondrabe raha ny lalana nodiaviny no asian-teny .
Hamaky ny tohinyTsy kisendrasendra ireo vokatra azon'i Roro na Romuald Rakotondrabe raha ny lalana nodiaviny no asian-teny .
Hamaky ny tohinyNandritry ny 8 taona be izao ny kapitenin’ny ekipam-pirenena malagasin’ny baolina kitra ankehitriny na Barea A, Ibrahim Amada,
Hamaky ny tohinyVaovao ara-panatanjahantena isan’ny mbola misongadina hatrany ny fifindran-dRazafindranaivo Kolona na Rakool any amin’ny Klioba Alzerianina Mouloudia Club d’Alger.
Hamaky ny tohinyBaolina matin’ny Sénégalais teo amin’ny minitra faha-5 tamin’ny alalan’ny daka nalatsak’I Mamadou Sané avy any
Hamaky ny tohinyTsy niandry ela fa misy amin’ireo omby mandrafitra ny Barea A’ miatrika ny CHAN any Algérie sahady no lafo ka hila ravinahitra any ivelany. Nanakoako omaly ny vaovao momba an-dRakool na Koloina Razafindranaivo,
Hamaky ny tohinyHo fanohanana sy ho fiaraha-mientana amin'ny ekipam-pirenena Barea_Madagasikara dia fantatra fa hisy ny "écran géant"
Hamaky ny tohiny