• Alatsinainy 20 Febroary 2023
Sport.Baolina Kitra vehivavy Mahavelom-bolo ny ao Betafo

Manomboka tia baolina kitra vehivavy ny mponina ao Betafo. Mifarimbona rahateo moa ny rehetra hamelomana ity kitra vehivavy.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 20 Febroary 2023
Sport.Ilambo Football Club Hiditra tsikelikely amin’ny sehatry ny matihanina

Ny taona 2021 no niorina ny klioban’ny baolina kitra, Ilambo Football Club na Ilambo FC, klioba iray ao Bongatsara

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 17 Febroary 2023
Sport.Fankasitrahana noho ny zava-bita Nomena 150 tapitrisa Ar ny Barea CHAN

Nitana ny teniny ny Federasionan'ny baolina kitra ka nanome valisoa ho an'ny mpilalaon’ny Barea CHAN sy ny teknisianina, mitentina 150 tapitrisa ariary izany.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 17 Febroary 2023
Sport.Lalaon'ny Nosy Tena hiasa be ny kianja eny Vontovorona

Isan'ireo kianja handray taranja maro hifaninanana mandritry ny Lalaon'ny Nosy ny etsy amin'ny CNaPS etsy Vontovorona.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 17 Febroary 2023
Sport.Fanomanana ny lalaon’ny Nosy Lasa any Chine omaly ireo atleta andiany voalohany

Niainga omaly febroary 2023 ireo andiany voalohany amin’ny atleta Malagasy hanoman-tena any ivelany (Chine) ho fiatrehana ny lalaon’ny nosy ka atleta miisa 15 avy amin’ny taranja fototra Atletisma,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 16 Febroary 2023
Sport.Tiana Ratsimbazafy "Ho sarotra raha tsy misy ireo mpilalao avy any ivelany"

Andrarezin'ny tenisy ambony latabatra raha i Tiana Ratsimbazafy, ary fa impoli Kely izy no tompon-dakan'i Madagasikara.

Hamaky ny tohiny
FTT