Sport

Fanomanana ny lalaon’ny Nosy Lasa any Chine omaly ireo atleta andiany voalohany


  • Zoma 17 Febroary 2023

Niainga omaly febroary 2023 ireo andiany voalohany amin’ny atleta Malagasy hanoman-tena any ivelany (Chine) ho fiatrehana ny lalaon’ny nosy ka atleta miisa 15 avy amin’ny taranja fototra Atletisma,

14 avy amin’ny taranja fibatana fonjamby miampy mpanazatra iray avy ary tompon'andraikitra ara-taratasy iray. Atleta avy amina taranja 4 moa no mbola hihazo an’i Chine amin’ity herinandro ity dia : ny Atletisma, Badminton, fibatana fonajmby ary ny tenisy ambony latabatra izay hahitana mpanao fanatanjahantena miisa 45, mpanazatra 4 ary tompon'andraikitra ara-taratasy 2. Haharitra efa-bolana ny fampivondronana sy fampiofanana izay fiaraha-miasa amin'ny Governemanta Sinoa. Ho fanohanana ireto atleta ireto dia nisy ny fampitaovana azy 51 mianadahy izay nahitana fanamiana isan-karazany, " tennis, " sac de voyage, sacs à dos".

Nangonin’i RTT
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT