- Alarobia 22 Febroary 2023
Sport.Barea CHAN Mety ho lasa koa i Nina
Taorian'i Rakool dia mieritreritra haka an'i Nina Razakanirina ilay mpiandry tsatokazo, ny Mouloudia Club d'Alger.
Hamaky ny tohinyTaorian'i Rakool dia mieritreritra haka an'i Nina Razakanirina ilay mpiandry tsatokazo, ny Mouloudia Club d'Alger.
Hamaky ny tohinyNy alahady teo niakatra kianja voslohany tany Alzeria i Koloina Razafindranaivo na Rakool. Tompon-toerana avy hatrany n'y lehilahy
Hamaky ny tohinyLoza iray loza telo fa dia vitan'i Johnson Rafenomanga na Rajohns no namingavinga an'i Lalao Robine Ravaonirina teo imasom-bahoaka ny alahady teo teny amin'ny kianja Alarobia.
Hamaky ny tohinyNianga nihazo an'i Lafrantsa ny alahady teo i Berajo na Razafindrabe Rajo. Voalazan’ny JET Kintana izay hilalaovany fa handeha hisedra fitsapana any amin'iny klioba maromaro ity vodilaharana tao aminy Barea CHAN ity.
Hamaky ny tohinyFifandrinfian-javatra sa niniana natao ny nizarana ho roa ny delegasiona hamonjy fiofanana any Sina. N'y Talata teo tokoa no nanainga ny atletisma sy ny fibatana fonjamby.
Hamaky ny tohinyAndro fahaenina nahitana fahagagana ny faran'ny herinandro teo ho an'ny Orange Pro League. Nahitana koa ny faharesen'ny JET Kintana nanoloana ny Disciples FC.
Hamaky ny tohiny